Kajy Chimple (Maths - Malagasy APK 2.0 - Téléchargement gratuit

Télécharger APK

Dernière mise à jour: 29 Jun 2021

Informations sur l'application

Ny Chimple dia mahatonga ny fampianarana kajy hahafaly sy hampirisika

Nom de l'application: Kajy Chimple (Maths - Malagasy

ID d'application: org.chimple.maths_malagasy

Note: 0.0 / 0+

Auteur: Chimple

Taille de l'application: 101.72 MB

Description détaillée

Ny Chimple dia mahatonga ny fampianarana kajy hahafaly sy hampirisika
Ny fianarana dia mahafaly sy mampirisika amin'ny Chimple
Ny Chimple dia fampiharana teknolojia ara-panabeazana maimaimpoana ho an'ny zaza manomboka ao amin'ny akany fibeazana hatrany amin'ny kilasy faha 3 (3 ka hatramin'ny 8 taona). Izany dia ahafahany mianatra, mampihatra, ary manatsara ny fahaiza-manaony ara-kajy amin'ny fomba mahafaly sy mampirisika. Fianarana 30 minitra isan'andro mandritra ny 15 volana amin'ny fampiharana Chimple dia mahatonga ny zanakao ho vonona ho any an-tsekoly.
Amin'ny fampiasana ny Chimple App any an-tsekoly sy/na any an-trano, ny zaza dia afaka mifankazatra haingana amin'ny hevitra fototra hoenti-misaina ny isa, ny asamarika manampy, ny asamarika manala ary mampny asamarika. Ny fampiharana Chimple dia mora ampiasaina sy mora azo. Ny fampiharana dia manafaingana ny fianarana kajy amin'ny fomba ifampidiran-ketsika. Ny fampiharana ihany koa dia misy amin'ny fiteny maro.
Tanjany :
- Tsotra, mora ampiasaina sy mora azo
- Fampiharana fianarana maimaimpoana
- Taranja fototra – Kajy sy piozila
- Narafitr'ireo mpampianatra sy mpanabe
- Tsy misy dokam-barotra, tontolo iainana azo antoka
- Fianarana mamporisika sy mampahafantatra
- 30 minitra mihoatra – kilalao sy piozila
- Tian'ny zaza sy ny ray aman-dreny
- Fanampiana na dia tsy mampiasa aterineto aza ary fampanarahan-toetr'andro isan'andro
- Faritry ny ray aman-dreny miaraka amin'ny vokatry ny fandrosoan'ilay zaza
Alaina amin'ny aterineto dieny anio ary avelao ny fianarana mamprisika hanomboka dieny anio
Momba ny tena :
Kajy :
. Fianarana, soratra ary fanisana 1 – 1000
. Hevitra fototra enti-misaina ara-jaky mirindra – Miiba sy miabo, lehibe indrindra sy kely indrindra
. Fanisana mandingandingana sy fanisana mianotra
. Isa manamarika, manana sanda manokana
. Isa mijotso sy manonga, ankasa sy tsy ankasa
. Asamarika manampy -Tsotra – Ahitana tarehimarika roa, tarehimarika telo
. Asamarika manampy – Mitsivalana sy mitsangana
. Asamarika manala -Tsotra – Ahitana tarehimarika roa, tarehimarika telo
. Asamarika mampitombo – Vao manomboka mianatra sy ambaratonga voalohany
. Olana amin'ny teny – Manampy, manala ary mampitombo

Ireo asa rehetra ireo dia arahimaso amin'ny alalan'ny fandrefesana ny fahatsilo sain'ny maha izy azy sy fianarana mampifanaraka izay miantoka fa ilay zaza dia mivoatra hatrany tout amin'ny ambaratonga tena izy. Ny tanjontsika dia hanampy ireo zaza hanana fahaiza-manao fototra matanjaka amin'ny kajy amin'ny fiteniny mba hahafahany ho tonga mpianatra mandrakizay.

--------------

Finaliste du Global Learning Xprize, Chimple est une application éducative d'apprentissage gratuite pour les enfants, des tout-petits aux enfants d'âge préscolaire et de la maternelle, pour aider avec les premiers mathématiques.

L'application Chimple Kids est facile à utiliser et à comprendre. 30 minutes d'apprentissage quotidiennes pendant 15 mois sur l'application Chimple Kids rendront l'enfant prêt à l'école. L'UNESCO a mené un essai sur le terrain de l'application Chimple Kids en Tanzanie pendant 15 mois, au cours duquel les enfants âgés de 3 à 8 ans ont montré des gains d'apprentissage impressionnants.

En utilisant l'application Chimple Kids à l'école et/ou à la maison, les enfants peuvent rapidement maîtriser les concepts de base, ce qui contribuera à accélérer l'apprentissage des mathématiques de manière interactive.

Caractéristiques:
• Application d'éducation précoce colorée qui aide les enfants à apprendre
• Simple, facile à utiliser et à comprendre
• Apprendre les nombres
• Application d'apprentissage interactive, engageante et informative pour les enfants
• Mini-jeux et puzzles éducatifs pour les enfants
• Conçu par des enseignants et des éducateurs
• 100 % gratuit à utiliser
• Aucune publicité, environnement sûr

Téléchargez et laissez l'apprentissage engageant commencer dès aujourd'hui !

Programme de mathématiques :
• Apprendre, écrire et compter les nombres 1 - 1000
• Concepts de nombres - Moins et plus, plus grand et plus petit
• Comptage par sauts et comptage à rebours
• Chiffres manquants, valeur de position
• Nombres croissants et décroissants, pairs et impairs
• Ajouts simples, à deux chiffres et à trois chiffres
• Ajouts horizontaux et verticaux
• Soustraction simple, à deux chiffres et à trois chiffres
• Débutants et multiplication élémentaire
Télécharger APK

Capture d'écran de l'application

Similaire